Philemon 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, koa fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no nanoratra ity taminao, dia matoky marina fa hoekenao ary hanao mihoatra noho izay angatahiko aza ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoky aho fa hanaiky izay angatahiko ianao, ka izany no andefasako taratasy aminao, sady fantatro fa hanao mihoatra aza ianao.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, ka fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, koa fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.
malagasy
Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, ka fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.