Philemon 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao koa: Mba anomany efitrano hitoerako aho; fa manantena aho fa hahazo fahafahana noho ny vavaka ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba anomano trano hitoerako koa aho, fa noho ny vavaka ataonareo dia manantena aho fa haverina aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mba anomano efitrano koa aho; satria antenaiko fa noho ny vavaka ataonareo, dia haverin’Andriamanitra ho eo aminareo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao koa: Mba anomany efitrano hitoerako aho; fa manantena aho fa hahazo fahafahana noho ny vavaka ataonareo.
malagasy
Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.