Philemon 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anao i Epafra, mpifatotra namako ao amin’i Kristy Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anao i Epafrasy, mpiara-mifatotra amiko ao amin’i Kristy Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anao i Epafrà, izay miara-voafonja amiko noho izy tafaray amin’i Kristy Jesoa;
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anao Epafra, mpifatotra namako ao amin'i Kristy Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anao i Epafra, mpifatotra namako ao amin’i Kristy* Jesosy,
malagasy
Manao veloma anao Epafra, mpifatotra namako ao amin'i Kristy Jesosy,