Philemon 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva aho raha mahatsiaro anao amin’ny vavaka ataoko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatsiaro anao mandrakariva amin’ny fivavahako aho ka misaotra an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro aho, ry Filemôna malala, rehefa mahatsiaro anao amin’ny fivavahako
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva aho, raha mahatsiaro anao amin'ny fivavahako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva aho raha mahatsiaro anao amin’ny vavaka ataoko
malagasy
Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva aho, raha mahatsiaro anao amin'ny fivavahako,