Philemon 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria reko ny fitiavanao sy ny finoana izay anananao ny amin’i Jesosy Tompo sy ho an’ny olona masina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria reko ny finoanao an’i Jesoa Tompo sy ny fitiavanao ny olona masina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria reko ny fitiavanao ny vahoakan’Andriamanitra rehetra sy ny finoanao an’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
satria reko ny fitiavanao sy ny finoana izay anananao ho an'i Jesosy Tompo sy ho an'ny olona masina rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria reko ny fitiavanao sy ny finoana izay anananao ny amin’i Jesosy Tompo sy ho an’ny olona masina rehetra.
malagasy
satria reko ny fitiavanao sy ny finoana izay anananao ho an'i Jesosy Tompo sy ho an'ny olona masina rehetra, [ Na: ny finoanao]