Philemon 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanana fifaliana sy fiononana amin’ny fitiavanao aho, ry rahalahy, satria efa novelombelominao ny fon’ny olona masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mameno hafaliana amam-panalana alahelo ahy ny fitiavanao, noho ianao efa namelombelona ny fon’ny olona masina, ry rahavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry rahalahy, nampifaly ahy fatratra sady nampahery ahy ny fitiavanao satria efa novelombelominao ny fon’ny vahoakan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa nanana fifaliana sy fiononana amin'ny fitiavanao aho, satria efa novelombelominao ny fon'ny olona masina, ry rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanana fifaliana sy fiononana amin’ny fitiavanao aho, ry rahalahy, satria efa novelombelominao ny fon’ny olona masina.
malagasy
Fa nanana fifaliana sy fiononana amin'ny fitiavanao aho, satria efa novelombelominao ny fon'ny olona masina, ry rahalahy.