Philemon 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na dia manana fahasahiana be ao amin’i Kristy handidy anao amin’izay mendrika aza aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, na dia azoko atao aza ny mandidy anao ao amin’i Kristy amin’izay tokony hataonao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, na dia azoko atao tsara aza, araka ny fahefana nomen’i Kristy ahy, ny handidy anao ny amin’izay tokony hataonao,
Malagasy Bible 1865
Koa na dia manana fahasahiana be ao amin'i Kristy handidy anao amin'izay mendrika aza aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na dia manana fahasahiana be ao amin’i Kristy* handidy anao amin’izay mendrika aza aho
malagasy
Koa na dia manana fahasahiana be ao amin'i Kristy handidy anao amin'izay mendrika aza aho,