Philemon 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aleoko, izaho Paoly izay efa antitra sady mpifatotra noho ny amin’i Kristy Jesosy no miangavy anao ankehitriny noho ny fitiavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aleoko miangavy aminao noho ny fitiavana. Hitanao izaho Paoly efa antitra sady mpifatotr’i Jesoa Kristy koa ankehitriny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aleoko manao fiangaviana aminao noho ny fifankatiavantsika. Eny, izaho Paoly dia efa antitra sady voafonja noho ny amin’i Kristy Jesoa ankehitriny;
Malagasy Bible 1865
nefa noho ny fitiavana, izaho Paoly, izay efa anti-panahy sady mpifatotra an'i Kristy Jesosy koa ankehitriny, dia miangavy aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aleoko, izaho Paoly izay efa antitra sady mpifatotra noho ny amin’i Kristy Jesosy no miangavy anao ankehitriny noho ny fitiavana.
malagasy
nefa noho ny fitiavana, izaho Paoly, izay efa anti-panahy sady mpifatotra an'i Kristy Jesosy koa ankehitriny, dia miangavy aminao. [ Na: ambasadôra]