Philippians 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hamantaranareo izay zava-dehibe, mba ho madio am-po sy tsy hanan-tsiny ianareo amin’ny andron’i Kristy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hamantaranareo izay tsaratsara kokoa, dia ho madio sy tsy manan-tsiny mandra-piavin’ny andron’i Kristy ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahaizanareo mifidy izay tsara; dia hadio sady tsy hanan-tsiny amin’ny andro hiavian’i Kristy ianareo,
Malagasy Bible 1865
mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin'ny andron'i Kristy ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hamantaranareo izay zava-dehibe, mba ho madio am-po sy tsy hanan-tsiny ianareo amin’ny andron’i Kristy
malagasy
mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin'ny andron'i Kristy ianareo, [ Na: samy hafa]