Philippians 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fantatry ny mpiambina rehetra mbamin’ny olona hafa rehetra mantsy fa noho ny amin’i Kristy no ifatorako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria efa vaky ato an-trano fiambenana sy any ivelany izao, fa noho i Kristy no ifatorako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny ato an-dapa manontolo sy ny olon-kafa rehetra dia samy mahalala fa voafonja noho ny amin’i Kristy aho.
Malagasy Bible 1865
ka ao amin'i Kristy ny fifatorako dia fantatry ny mpiambina andriana rehetra mbamin'ny olona hafa rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fantatry ny mpiambina rehetra mbamin’ny olona hafa rehetra mantsy fa noho ny amin’i Kristy* no ifatorako,
malagasy
ka ao amin'i Kristy ny fifatorako dia fantatry ny mpiambina andriana rehetra mbamin'ny olona hafa rehetra; [ Gr. mpiambina pretoriana rehetra; na: eran'ny pretoria]