Philippians 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny ankabeazan’ny rahalahy dia efa matoky ao amin’ny Tompo noho ny fifatorako ka mitombo fahasahiana hitory tsy amin-tahotra ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nahazo toky noho ny fifatorako ny ankabeazan’ny rahalahy ao amin’ny Tompo, ary voa mainka mihasahisahy kokoa hitory ny tenin’Andriamanitra tsy aman-tahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita ahy voafonja ny ankamaroan’ireo havana iray finoana, dia vao mainka nataon’ny Tompo feno fahatokiana ka mihasahisahy kokoa mitory ny tenin’Andriamanitra tsy amin-tahotra.
Malagasy Bible 1865
ary ny ankabiazan'ny rahalahy dia efa matoky ao amin'ny Tompo noho ny fifatorako ka mihasahisahy kokoa hitory ny tenin'Andriamanitra tsy amin'ny tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny ankabeazan’ny rahalahy dia efa matoky ao amin’ny Tompo noho ny fifatorako ka mitombo fahasahiana hitory tsy amin-tahotra ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
ary ny ankabiazan'ny rahalahy dia efa matoky ao amin'ny Tompo noho ny fifatorako ka mihasahisahy kokoa hitory ny tenin'Andriamanitra tsy amin'ny tahotra.