Philippians 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fialonana sy fifandirana aza no itorian’ny sasany an’i Kristy ary fikasana tsara kosa ny an’ny sasany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina fa noho ny fialonana sy fifandirana no itorian’ny sasany an’i Kristy, nefa ao koa ny manao an-katsaram-po tokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fialonana ahy sy fitia te hifanditra no itorian’ny sasany an’i Kristy, fa hitsim-po kosa no manentana ny sasany.
Malagasy Bible 1865
Fialonana sy fifandirana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy, ary fifaliana kosa ny an'ny sasany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fialonana sy fifandirana aza no itorian’ny sasany an’i Kristy ary fikasana tsara kosa ny an’ny sasany;
malagasy
Fialonana sy fifandirana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy, ary fifaliana kosa ny an'ny sasany;