Philippians 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fitiavana ny an’ny sasany satria fantany fa voatendry ho mpiaro ny Filazantsara aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny an’ireto dia fitiavana no anaovany, satria fantany fa voatendry hampandresy lahatra ny Evanjely aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto dia asesiky ny fitiavana, satria fantany fa voatendrin’Andriamanitra hampandresy lahatra ny Vaovao Mahafaly aho;
Malagasy Bible 1865
fitiavana ny an'ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fitiavana ny an’ny sasany satria fantany fa voatendry ho mpiaro ny Filazantsara aho;
malagasy
fitiavana ny an'ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho;