Philippians 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fifampiandaniana kosa no itorian’ny sasany an’i Kristy, fa tsy mba amin’ny fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny an’irerỳ kosa dia tsy fo mahitsy no itoriany an’i Kristy, fa an-kasomparana kendreny hanampy fahoriana ny fifatorako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
irerỳ kosa asesiky ny fifampiandaniana, ka tsy manambara an’i Kristy amin-kitsim-po, fa mihevitra hanampy trotraka ny fijaliako amin’izao maha voafonja ahy izao.
Malagasy Bible 1865
fifampiandaniana kosa no itorian'ny sasany an'i Kristy, fa tsy mba fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fifampiandaniana kosa no itorian’ny sasany an’i Kristy, fa tsy mba amin’ny fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako izy.
malagasy
fifampiandaniana kosa no itorian'ny sasany an'i Kristy, fa tsy mba fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako.