Philippians 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro mantsy fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanampian’ny Fanahin’i Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fantatro fa hody ho famonjena ahy izany, noho ny fivavahanareo sy noho ny fitahian’ny Fanahin’i Kristy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fantatro fa ho tonga famonjena ahy noho ny vavakareo ary noho ny fanampian’ilay Fanahy Masina nampanantenain’i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatro fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanomezana ny Fanahin'i Jesosy Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro mantsy fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanampian’ny Fanahin’i Jesosy Kristy.
malagasy
Fa fantatro fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanomezana ny Fanahin'i Jesosy Kristy, [ Na: fanomezan']