Philippians 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Kristy no antony ahavelomako ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria raha ny amiko, dia i Kristy no ahavelomako, ary ny fahafatesana no ahazoako tombony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amiko, dia i Kristy no fiainana; ary ny fahafatesana no ahazoako tombony.
Malagasy Bible 1865
Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Kristy no antony ahavelomako ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
malagasy
Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.