Philippians 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa raha ny ho velona amin’ny nofo no hampahavokatra ny asako dia tsy hitako izay hofidiko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola velona amin’ny nofo anefa aho, dia ho fahavokaran’ny asako izany, ka tsy hitako izay hofidiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha ny mbola miaina eto an-tany no hampisy vokany ny asako, dia tsy hitako izay hofidiko.
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha ny ho velona amin'ny nofo no hahavokaran'ny asako, dia tsy hitako izay hofidiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa raha ny ho velona amin’ny nofo no hampahavokatra ny asako dia tsy hitako izay hofidiko,
malagasy
Kanefa raha ny ho velona amin'ny nofo no hahavokaran'ny asako, dia tsy hitako izay hofidiko;
Recommended Reading