Philippians 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa ny hitoerako eo amin’ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa ny hitoetra amin’ny nofo kosa no ilaina kokoa noho ny aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa noho ny aminareo, dia ilaina kokoa ny mbola hijanonako eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
kanefa kosa ny hitoetra eo amin'ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa ny hitoerako eo amin’ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
malagasy
kanefa kosa ny hitoetra eo amin'ny nofo no mahasoa anareo kokoa.