Philippians 1:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matoky izany aho ka fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra mba hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ny finoanareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany indrindra no ampoiziko sy fantatro, dia ny hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra, mba hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ny finoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoky izany aho, ka fantatro fa hitoetra maharitra eo akaikinareo rehetra mba hanampy anareo handroso sy ho faly amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin'ny finoanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matoky izany aho ka fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra mba hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ny finoanareo
malagasy
Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin'ny finoanareo,