Philippians 1:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin’i Kristy Jesosy, amin’ny hankanesako atỳ aminareo indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hitombo ao amin’i Kristy Jesoa ny reharehanareo noho ny amiko, amin’ny hankanesako atỳ aminareo indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka rehefa mby eo aminareo indray aho, dia hitombo tokoa ny reharehanareo, satria efa tafaray amin’i Kristy Jesoa ianareo noho ny nataoko.
Malagasy Bible 1865
mba hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin'i Kristy Jesosy amin'ny hankanesako atỳ aminareo indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin’i Kristy Jesosy, amin’ny hankanesako atỳ aminareo indray.
malagasy
mba hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin'i Kristy Jesosy amin'ny hankanesako atỳ aminareo indray.