Philippians 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra aho isaky ny mahatsiaro anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’Andriamanitra isaky ny mahatsiaro anareo aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana an’Andriamanitro ny aminareo aho, isaky ny mahatsiaro anareo.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitro amin'ny fahatsiarovako anareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra aho isaky ny mahatsiaro anareo.
malagasy
Misaotra an'Andriamanitro amin'ny fahatsiarovako anareo