Philippians 1:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana izany ady izany ianareo, izay hitanareo teo amiko sady mbola renareo fa ato amiko ihany ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny miaritra ny ady hitanareo niaretako, sy renareo ho mbola iaretako koa ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny miatrika ady mitovy amin’izay hitanareo natrehiko fahiny sady renareo fa mbola atrehiko ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
dia manana izany ady izany ianareo, izay hitanareo teo amiko sady mbola renareo fa ato amiko ihany ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana izany ady izany ianareo, izay hitanareo teo amiko sady mbola renareo fa ato amiko ihany ankehitriny.
malagasy
dia manana izany ady izany ianareo, izay hitanareo teo amiko sady mbola renareo fa ato amiko ihany ankehitriny.