Philippians 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrakariva, rehefa mivavaka ho anareo rehetra aho, dia mangataka amin’ny fifaliana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mivavaka an-kafaliana isaky ny mivavaka ho anareo rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary isaky ny mivavaka ho anareo rehetra aho, dia manao izany amin-kafaliana,
Malagasy Bible 1865
mandrakariva aho amin'ny fivavahako rehetra ho anareo rehetra, ka mangataka amin'ny fifaliana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrakariva, rehefa mivavaka ho anareo rehetra aho, dia mangataka amin’ny fifaliana,
malagasy
mandrakariva aho amin'ny fivavahako rehetra ho anareo rehetra, ka mangataka amin'ny fifaliana,