Philippians 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina izany fiheverako anareo rehetra izany, fa ato am-poko sady mpiombona amin’ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin’ny fifatorako na amin’ny fiarovako sy fanamafisako orina ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rariny ny iheverako anareo rehetra toy izany, satria efa mby ato am-poko ianareo rehetra, noho ianareo rehetra mpiombona ny fahasoavana ananako, na amin’ny fifatorako, na amin’ny fampandreseko lahatra sy fanamafisako orina ny Evanjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rariny tokoa ny iheverako anareo rehetra toy izany. Eny, entiko ato am-poko ianareo, satria mpiombona ny tombon-tsoa nomen’Andriamanitra ahy ianareo rehetra, na amin’izao maha voafonja ahy izao na fony aho nampandresy lahatra sy nanamafy orina ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
fa marina izany fiheverako anareo rehetra izany, satria efa mby ato am-poko ianareo, fa mpiombona ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin'ny fifatorako, na amin'ny famaliako hahafa-tsiny ny filazantsara sy ny fampianarako hahamafy orina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina izany fiheverako anareo rehetra izany, fa ato am-poko sady mpiombona amin’ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin’ny fifatorako na amin’ny fiarovako sy fanamafisako orina ny Filazantsara.
malagasy