Philippians 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no vavolombeloko, fa tia anareo rehetra tokoa aho amin’ny fitiavan’i Kristy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Andriamanitra no vavolombelona fa manina anareo rehetra ao am-pon’i Kristy Jesoa indrindra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no vavolombeloko fa marina izao lazaiko izao: manina anareo rehetra amin’ny fon’i Kristy Jesoa aho.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra no vavolombeloko fa manina anareo rehetra indrindra aho amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no vavolombeloko, fa tia anareo rehetra tokoa aho amin’ny fitiavan’i Kristy Jesosy.
malagasy
Fa Andriamanitra no vavolombeloko fa manina anareo rehetra indrindra aho amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesosy.