Philippians 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy haneken’ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr’Andriamanitra Ray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mba hanaiky avokoa ny lela rehetra fa i Jesoa Kristy dia Tompo efa niditra amin’ny voninahitr’Andriamanitra Ray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hiaiky avokoa ny fiteny rehetra fa «i Jesoa Kristy dia Tompo», ho voninahitr’Andriamanitra Ray.
Malagasy Bible 1865
sy haneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy haneken’ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr’Andriamanitra Ray.
malagasy
sy haneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray.