Philippians 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy amin’ny tsy fimonomononana sy ny tsy fisalasalana ny zavatra rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy tsy amim-pimonjomonjoana sy tsy amim-pisalasalana ny zavatra rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay rehetra atao, dia aza asiana fimonomononana sy fisalasalana,
Malagasy Bible 1865
Ataovy ny zavatra rehetra amin'ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy amin’ny tsy fimonomononana sy ny tsy fisalasalana ny zavatra rehetra
malagasy
Ataovy ny zavatra rehetra amin'ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana,