Philippians 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitana ny tenin’ny fiainana: Mba ho reharehako izany amin’ny andron’i Kristy ka tsy ho nihazakazaka foana na nisasatra foana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitana ny tenin’ny fiainana; dia hisy ho reharehako amin’ny andron’i Kristy, fa tsy ho nihazakazaka foana aho, na ho nisasatra foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanolotra azy ireo ny teny manome fiainana. Raha izany no ataonareo, dia hanan-kireharehana momba anareo aho amin’ny andro hiavian’i Kristy, satria hiharihary fa tsy foana tsy akory ny ezaka nataoko sy ny zavatra nisasarako.
Malagasy Bible 1865
mitana ny tenin'ny fiainana, mba hisy ho reharehako amin'ny andron'i Kristy, ka tsy ho nihazakazaka foana aho na nisasatra foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitana ny tenin’ny fiainana: Mba ho reharehako izany amin’ny andron’i Kristy* ka tsy ho nihazakazaka foana na nisasatra foana aho.
malagasy
mitana ny tenin'ny fiainana, mba hisy ho reharehako amin'ny andron'i Kristy, ka tsy ho nihazakazaka foana aho na nisasatra foana.