Philippians 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka izany no hampifaly anareo koa, ary miaraha mifaly amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia amin’izany koa ianareo, ary miaraha mifaly amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka hifaly amin’izany koa ianareo, ary hampiombona ahy amin’ny hafalianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka izany no hampifaly anareo koa, ary miaraha mifaly amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka izany no hampifaly anareo koa, ary miaraha mifaly amiko.
malagasy
Ary aoka izany no hampifaly anareo koa, ary miaraha mifaly amiko.