Philippians 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy manana olona mitovy firehana amiko aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy manana olona miray fo amiko sy mazoto miahy anareo toy izany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria i Timôty izao no hany iray fo amiko sady tena miahy anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy manana olona mitovy fanahy amiko aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy manana olona mitovy firehana amiko aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo.
malagasy
Fa tsy manana olona mitovy fanahy amiko aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo. [ Na: aminy]