Philippians 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hafa rehetra dia samy mitady ny azy avy fa tsy ny an’i Jesosy Kristy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rehetra dia samy miahy ny azy avy, fa tsy ny an’i Jesoa Kristy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny hafa rehetra dia samy miraharaha izay azy ihany, fa tsy ny an’i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa izy rehetra dia samy mitady ny azy avy, fa tsy ny an'i Jesosy Kristy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hafa rehetra dia samy mitady ny azy avy fa tsy ny an’i Jesosy Kristy*;
malagasy
Fa izy rehetra dia samy mitady ny azy avy, fa tsy ny an'i Jesosy Kristy;