Philippians 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra satria efa niara-nanompo tamiko tamin’ny Filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra tokoa; niara-niasa tamiko tamin’ny Evanjely izy, toy ny zanaka miaraka amin-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Timôty kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra, satria efa niara-niasa tamiko, toy ny zanaka miaraka amin-drainy, ho fampandrosoana ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra, fa efa niara-nanompo tamiko teo amin'ny filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra satria efa niara-nanompo tamiko tamin’ny Filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.
malagasy
izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra, fa efa niara-nanompo tamiko teo amin'ny filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.