Philippians 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy no antenaiko hirahina haingana, rehefa hitako mazava ny momba ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia manantena ny haniraka azy ho atỳ aminareo aho, raha vao hitako izay ho toetrako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manantena ny handefa azy faingana ho atỳ aminareo aho, raha vao hitako mazava izay fandehan-javatra momba ahy;
Malagasy Bible 1865
Ary izy no antenaiko hirahina faingana, rehefa hitako izay ho toetro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy no antenaiko hirahina haingana, rehefa hitako mazava ny momba ahy.
malagasy
Ary izy no antenaiko hirahina faingana, rehefa hitako izay ho toetro.