Philippians 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa matoky ao amin’ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy haingana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia ny tenako aza, araka ny tokiko ao amin’ny Tompo, dia mbola ho avy faingana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary matoky aho fa ny tenako dia ho avy faingana koa, raha sitraky ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa matoky ao amin'ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy faingana koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa matoky ao amin’ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy haingana koa.
malagasy
Fa matoky ao amin'ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy faingana koa.