Philippians 2:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria manina anareo rehetra izy dia difotra alahelo nony fantany fa renareo ny naharariany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa manina anareo rehetra izy, sady nalahelo noho ny nandrenesanareo azy hoe narary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manina anareo rehetra izy ary sahiran-kevitra mafy noho ny nandrenesanareo azy hoe narary.
Malagasy Bible 1865
Fa manina anareo rehetra izy ka difotra alahelo, satria efa renareo fa narary izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria manina anareo rehetra izy dia difotra alahelo nony fantany fa renareo ny naharariany.
malagasy
Fa manina anareo rehetra izy ka difotra alahelo, satria efa renareo fa narary izy.