Philippians 2:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nampahazoto ahy haniraka azy mba hifalianareo amin’ny fahitana azy indray, ary mba ho maivana kokoa ny alaheloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia ny nandefa azy no nahazoto ahy kokoa, mba hifalianareo amin’ny fahitana azy indray, sy hahamaivamaivana kokoa ny alaheloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nazoto kokoa aho handefa azy, mba hifalianareo indray rehefa mahita azy ary mba hahamaivana kokoa ny alaheloko.
Malagasy Bible 1865
Koa nazoto kokoa haniraka azy aho, mba hifalianareo, rehefa hitanareo indray izy, ary mba ho afaka alahelo kokoa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nampahazoto ahy haniraka azy mba hifalianareo amin’ny fahitana azy indray, ary mba ho maivana kokoa ny alaheloko.
malagasy
Koa nazoto kokoa haniraka azy aho, mba hifalianareo, rehefa hitanareo indray izy, ary mba ho afaka alahelo kokoa aho.