Philippians 2:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raiso ao amin’ny Tompo amin’ny fifaliana feno izy, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiso an-kafaliana ao amin’ny Tompo àry izy; ary hajao ny olona toy izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raiso amin-kafaliana safononoka izy noho ianareo samy tafaray amin’ny Tompo, ary omeo haja ny olona toa azy;
Malagasy Bible 1865
Koa raiso ao amin'ny Tompo izy amin'ny fifaliana indrindra, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raiso ao amin’ny Tompo amin’ny fifaliana feno izy, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany,
malagasy
Koa raiso ao amin'ny Tompo izy amin'ny fifaliana indrindra, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany;fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin'ny fanompoana ahy.