Philippians 2:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria efa saika maty izy noho ny asan’i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin’ny fanompoana ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny raharahan’i Kristy no saika nahafaty azy; ary ny fanefana ny fanompoana ahy tsy efanareo no nanaovany ny ainy tsy ho zavatra
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny asan’i Kristy no saika nahafaty azy: nanao vy very ny ainy izy hanatanteraka izay tsy azonareo natao, dia ny fitondrana ilay fanampianareo hatratỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin'ny fanompoana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria efa saika maty izy noho ny asan’i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin’ny fanompoana ahy.
malagasy
fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin'ny fanompoana ahy.