Philippians 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza samy mihevitra ny azy ihany fa aoka samy hihevitra ny an’ny namany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
samy tsy hihevitra ny azy ihany, fa ny an’ny namany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza dia samy mihevitra ny soa ho an’ny tena ihany, fa ny ho an’ny namana koa.
Malagasy Bible 1865
Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza samy mihevitra ny azy ihany fa aoka samy hihevitra ny an’ny namany koa.
malagasy
Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa.