Philippians 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’i Kristy Jesosy koa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manàna izao saina amam-po hita tao amin’i Kristy Jesoa izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho ao aminareo ilay toe-tsaina tao amin’i Kristy Jesoa:
Malagasy Bible 1865
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’i Kristy Jesosy koa:
malagasy
Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa,