Philippians 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia nanana ny endrik’Andriamanitra aza Izy dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na dia tao amin’ny fomban’Andriamanitra aza Izy, dia tsy nihevitra ny fitoviany saranga amin’Andriamanitra ho zavatra nobaboiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nananany hatrizay hatrizay ny toetra amam-pomba maha Andriamanitra nefa tsy noheveriny hoe tsy maintsy hifikirana ilay fitoviana amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia nanana ny endrik’Andriamanitra aza Izy dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin’Andriamanitra,
malagasy
Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra,