Philippians 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany no nanandratan’Andriamanitra Azy ho ambony indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho valin’izany kosa, dia nasandratr’Andriamanitra ambony indrindra Izy, sy nomeny Anarana mihoatra ny anarana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nanandratan’Andriamanitra Azy ho eo amin’ny toerana faratampony, sy nanomezany Azy ilay anarana, izay ambony noho ny anarana rehetra;
Malagasy Bible 1865
Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany no nanandratan’Andriamanitra Azy ho ambony indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
malagasy
Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,