Philippians 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy hahatratra ny fitsanganana avy any amin’ny maty, raha azoko atao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa manantena aho amin’izany fa hahatratra ny zava-kendrena, dia ny hitsanganan’Andriamanitra ho velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin’ny maty.
malagasy
raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty.