Philippians 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy toy ny efa nahazo sahady aho na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy Jesosy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia hoe efa nahatratra sahady aho tsy akory, na hoe efa lavorary; fa miezaka aho mba hahatratra izay nahatratraran’i Kristy Jesoa ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mihambo ho efa tafita aho na ho efa tanteraka; fa miezaka hatrany aho hahazo ny amboaran’ny hazakazaka, satria izany no efa nahazoan’i Kristy Jesoa ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy Jesosy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy toy ny efa nahazo sahady aho na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy* Jesosy ahy.
malagasy
Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy Jesosy ahy.