Philippians 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka isika rehetra izay tanteraka hisaina toy izany; fa hasehon’Andriamanitra aminareo izany raha sendra manana sain-kafa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka àry hiray amin’izany ny hevitsika rehetra efa lavorary; ary raha mbola misy zavatra sasany iheveranareo hafa noho izany, dia Andriamanitra no hanazava anareo ny amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hisaina toy izany àry isika rehetra matotra ara-panahy. Kanefa raha misy aminareo misaina hafa noho izany, dia Andriamanitra no hampahazava izany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka isika rehetra izay tanteraka hihevitra izany; fa hasehon'Andriamanitra aminareo izany, raha sendra manana sain-kafa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka isika rehetra izay tanteraka hisaina toy izany; fa hasehon’Andriamanitra aminareo izany raha sendra manana sain-kafa ianareo.
malagasy
Koa aoka isika rehetra izay tanteraka hihevitra izany; fa hasehon'Andriamanitra aminareo izany, raha sendra manana sain-kafa ianareo.