Philippians 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa aoka ho amin’ilay efa azontsika sahady no mbola hizorantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efa azontsika anefa dia aoka hizorantsika, toraka ny efa nataontsika hatramin’izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy, na ahoana na ahoana, dia aoka isika hizotra amin’izay efa andehanantsika hatramin’izao.
Malagasy Bible 1865
Kanefa aoka ho amin'ilay efa azontsika sahady no mbola hizorantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa aoka ho amin’ilay efa azontsika sahady no mbola hizorantsika.
malagasy
Kanefa aoka ho amin'ilay efa azontsika sahady no mbola hizorantsika.