Philippians 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo ka diniho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho marika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry kristianina havana, makà tahaka ahy ianareo; ary diniho ireo mandeha araka ny ohatra hitany taminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havana, aoka hanahaka ahy ianareo ary diniho hatrany ireo manao fitondrantena araka izay ohatra nomenay anareo.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo, ka diniho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho marika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo ka diniho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho marika.
malagasy
Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo, ka diniho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho marika.