Philippians 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema tena amin’ny amboa, mitandrema tena amin’ny mpanao ratsy, mitandrema tena amin’ny mpomba ny famorana ivelany fotsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tena amin’ireo amboa, mitandrema tena amin’ireo mpiasa ratsy, mitandrema tena amin’ireo manan-takaitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo ny tenanareo amin’ireo mpanao ratsy, tandremo ny tenanareo amin’ireo amboa, tandremo ny tenanareo amin’ireo manan-takaitra!
Malagasy Bible 1865
Tandremo ny tenanareo amin'ny amboa, tandremo ny tenanareo amin'ny mpanao ratsy, tandremo ny tenanareo amin'ny voakilema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema tena amin’ny amboa, mitandrema tena amin’ny mpanao ratsy, mitandrema tena amin’ny mpomba ny famorana ivelany fotsiny.
malagasy
Tandremo ny tenanareo amin'ny amboa, tandremo ny tenanareo amin'ny mpanao ratsy, tandremo ny tenanareo amin'ny voakilema.