Philippians 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mba manana izay itokiako amin’ny nofo ihany aho. Raha misy olona mihevitra hitoky amin’ny nofo dia manoatra noho izany aho:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba manana izay hitokiako amin’ny nofo ihany anefa aho, ka raha ny olon-kafa aza manao azy ho afa-mitoky amin’ny nofo, mainka fa izaho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mba manana izay ahafahako mitoky amin’ny fombafomban’olombelona ihany aho; ka raha misy olon-kafa mihevitra azy ho afa-mitoky amin’ny fombafomban’olombelona, mainka fa izaho.
Malagasy Bible 1865
kanefa mba manana izay hitokiako amin'ny nofo ihany aho. Raha misy olona hafa manao hitoky amin'ny nofo, mainka fa izaho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mba manana izay itokiako amin’ny nofo ihany aho. Raha misy olona mihevitra hitoky amin’ny nofo dia manoatra noho izany aho:
malagasy
kanefa mba manana izay hitokiako amin'ny nofo ihany aho. Raha misy olona hafa manao hitoky amin'ny nofo, mainka fa izaho;