Philippians 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voafora tamin’ny andro fahavalo aho; ary avy amin’ny fototr’Israely, dia avy amin’ny fokon’i Benjamina; Hebreo sady avy amin’ny Hebreo aho; araka ny lalàna dia Fariseo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izaho dia isan’ny voafora tamin’ny andro fahavalo, taranak’i Israely avy amin’ny fokon’i Benjamina, Hebrio teraky ny Hebrio; Farisianina aho, raha ny amin’ny Lalàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voafora fony teraka herinandro aho; taranak’i Israely; avy amin’ny fokon’i Benjamîna; hebreo ray, hebreo reny; ny amin’ny fitandroana ny lalàna jiosy, dia Farisianina aho;
Malagasy Bible 1865
fa voafora tamin'ny andro fahavalo aho, avy amin'ny fototr'isiraely, dia avy amin'ny firenen'i Benjamina; Hebreo sady avy amin'ny Hebreo aho; araka ny lalàna, dia Fariseo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voafora tamin’ny andro fahavalo aho; ary avy amin’ny fototr’Israely, dia avy amin’ny fokon’i Benjamina; Hebreo sady avy amin’ny Hebreo aho; araka ny lalàna dia Fariseo*;
malagasy
fa voafora tamin'ny andro fahavalo aho, avy amin'ny fototr'isiraely, dia avy amin'ny firenen'i Benjamina; Hebreo sady avy amin'ny Hebreo aho; araka ny lalàna, dia Fariseo;